Teny iditra | 1 fitifirana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 tifitra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako |
Fivaditsoratra | 5 afitrafiny, firafi-tany, fitifirana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |