Teny iditra | 1 fitifitra |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mitifitra na mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika Azo tofirina |
Ohatra |
4 [2.472#] Nahitsy kendry ilay kavia fitifitra, ka mba voany tsara ihany koa ny anjara olony. |
Fototeny | 5 tifitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |