|
|
|
|

Teny iditra1  fito
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro
4 Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 seven. [Jav. pitu.] [1.2]
6 seven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sept [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  8 7
9 VII [3.1]
Ohatra  10  Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo. [2.472#107]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  30  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  31  Fikambanana 38 amin' io teny io
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  33  run="manisa" label="manisa" />
34  run="arithmetic?op=a" label="addition" />
35  run="arithmetic?op=m" label="multiplic" />Andriamihaja: Fanisana vaovaoFianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo.
Lahatsoratra  36  run='/bins/articles?a=fanisanavaovaoandriamihaja'>Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  fito, 37 foty

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26