Teny iditra fitobatoba (tobatoba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany! [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitobatobana

2009/10/27