Teny iditra fitobatobana (tobatoba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsiketsehana, fikobankobanana: Tsy hay lazaina ny fitobato ban' ny rano anaty siny raha mihazakazaka ny mpantsaka
¶ Fandanilaniam-poana, fandaniana ny harena hanaranana fo: Ny fitobatobany no nampahantra azy haingana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitobatoba

2009/02/23