| Teny iditra (1/2) | 1 fitodika |
| Fototeny | 2 todika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitodika, izany hoe mihodina, na miherika
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Manière de tourner la tête
[1.3#706] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitodika |
| Fototeny | 7 todika |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 endrika isehoan'ny fehezanteny araka ny firafitry ny enti-milaza sy ny isan'ny vanin'ny fehezanteny kely indrindra
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 voix
[1.13] |
| Voambolana | 11 Haiteny |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 12 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|