Teny iditra fitoerana (toetra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy
¶ Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama
¶ Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo
¶ Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy
¶ Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a place, a location [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay endroit, place [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay emplacement, position, siège [SLP 1986]
Teny nalaina 

2009/10/27