Teny iditra | fitohanana (tohana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely ¶ Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | L’action de s'appuyer sur, l'étai, l’aide, le lieu, le motif [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/04 |
![]() |