Teny iditra fitokanana (tokana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin' ny hafa: Angamba mahafinaritra anao ny fitokanana atỳ antany efitra atỳ, fa raha sanatria marary kosa ianao, dia ho sahirana
¶ Fankalazana zavatra vaovao iray ampahibemaso alohan' ny hampiasana azy: Amin' ny alahady izao ny fitokanana ny fiangonanay any ambanivohitra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy isolation; a being apart; an act of consecration or dedication: [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay isolement, séparation ; acte de consécration ; cf. fanokanana [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/10/27