Teny iditra | 1 fitondrahana |
Fototeny | 2 tondraka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona |
Fivaditsoratra | 5 fihondratana, fitondrahana, hifandrotana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |