Teny iditra fitondraka (tondraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak' itỳ rano itỳ
¶ Fomban' ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay! [Rajemisa 1985]

2009/02/23