|
|
|
|

Teny iditra1  fitondraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  tondraka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomban' ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak' itỳ rano itỳ
Fomban' ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay!

Fivaditsoratra  5  fandrotika, fitondraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21