Teny iditra | fitongalika (tongalika (lohalika)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny zavatra mitongalika, izany hoe miforitra ohatra ny masomby amin' ny rojo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est courbé [1.3] | |
Fivaditsoratra | fitangolika, fitongalika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |