Teny iditra tongalika (lohalika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rojo misy masombolafotsy toa mifampiamboho hatrany, ny iray mitodika miankavia, ny iray mitodika miankavanana [1.1, 2.436]
Fanazavàna teny frantsay Chaîne d’orfèvrerie, chaîne dont les anneaux tournent l’un à droite et l’autre à gauche [1.3]
Ohatra no malaza ho volafotsy, malaza ho tongalika, nefa very fahefatra, very fahatelo. [2.69]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22