|
|
|
|

Teny iditra1  fitonjato
Singan-teny  2  fito, zato
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] Seven hundred
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] Sept cent
Isam-pirenena  6  [3.1] 700
Ohatra  7  Miandahy mianbavy ny fitaomana entana satria eo amin' ny siramamy fitonjato ka hatramin' ny roanjato sy arivo eo ho eo no tsy maintsy kenakenaina fatratra anaty sobika dimy sy enina. [2.470]
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny isa
Lahatsoratra  10  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31