Teny iditra fitonjina (tonjina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mitonjina, izany hoe midoladola, miraidraika; fitolatola, firaidraika [Rajemisa 1985]

2009/02/23