Teny iditra fitony (tony)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra na olona mitony, na mihalefaka, mihaketraka; fihalefahana, fihaketrahana: Ny fitonin' ny rivotra no tsy nahafahan' ny sambonay nandeha [Rajemisa 1985]

2009/02/23