Teny iditra | 1 fitony |
Fototeny | 2 tony |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra na olona mitony, na mihalefaka, mihaketraka; fihalefahana, fihaketrahana: Ny fitonin' ny rivotra no tsy nahafahan' ny sambonay nandeha |
Fivaditsoratra | 5 fintio, fitoin, fitony, nifito |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |