Teny iditra fitopolo (fito, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy Seventy [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Soixante-dix [3.1]
Famaritana iraisam-pirenena 70 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra ny salan-taonany dia eo amin' ny fitopolo eo ho eo. [Andraina: Mitaraina, takila 192]
Lahatsoratra 

2015/01/20