|
|
|
|

Teny iditra1  fitopolo
Singan-teny  2  fito, folo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Seventy
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] Soixante-dix
Isam-pirenena  6  [3.1] 70
Ohatra  7  ny salan-taonany dia eo amin' ny fitopolo eo ho eo. [2.472]
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny isa
Lahatsoratra  10  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08