|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitoriany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny trafony sy ny havanan-kena atao koa hoe vavatoriny, izay didiana voalohany eo amin' ny tampon-damosin' ny omby
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] The name of that part of a bullock which lies immediately below the ribs.
Fototeny  5  tory

Teny iditra (2/2)6  fitoriany
Sokajin-teny  7  anarana fitoriana sy mpisolo
Fototeny  8  tory

Fivaditsoratra  9  fitoriany, tifirinao, tofirinay

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16