|
|
|
|

Teny iditra1  fitotoana
Fototeny  2  toto
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famotipotehana zavatra: Fitotoana kafe
Fikosehana ny vary akotry hialan' ny hodiny: Ilana tanjaka ny fitotoam-bary
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  fitotoana, itotofana, totofanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21