|
|
|
|

Teny iditra1  fitotototo
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  totototo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitotototo, izany hoe mivezivezy manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona
Tovy hevitra  5  fitotototoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29