Teny iditra fitoviana (tovy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy equality [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay égalité; ressemblance [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31