Teny iditra fitoviana (tovy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Equality [1.7]
Fanazavàna teny frantsay égalité; ressemblance [1.8]
Ohatra 
1Ny tsy fitoviana kely dia ara-dalàna eo amin'ny olona. [2.424]
2fahazoana fitoviana eo amin' ny fiainana ara-batana lavorary. [2.114]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18