Teny iditra fitratrevana (tratreva)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana mahery setra manimba sy mamotipotika izay sendra azy; fitrifantrifanana; fivatravatràna [Rajemisa 1985]

2009/02/23