Teny iditra tratreva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vatravatra; fandeha mahery setra manimba izay sendra azy; fihetsika mivatravatra na amin' ny fandeha na amin' ny fiteny. [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31