Teny iditra fitrikatrika (trikatrika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mahia, izay mitrakitraky ny taolany
¶ Toetran' ny tany mikitoantoana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitrikitriky

2009/02/23