Teny iditra fitrikitriky (trikitriky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mahia, izay mitrakitraky ny taolany
Toetran' ny tany mikitoantoana [1.1]
Tovy hevitra fitrikatrika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05