|
|
|
|

Teny iditra1  fitroarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  troatra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe nahita ny zanany kely nilalao tery amorontevana
Fahatairana biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra: Vaky tady Isambilo nahita ny fitroaran' ilay omby
Hatezerana, fahatezerana: Tsy nahateny Rasoa noho ny fitroaran-dRakoto vadiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12