Teny iditra | fitrohana (troka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | aspiration, absorption [SLP 1986] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |