Teny iditra (1/3) | 1 troka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisintonana ranonjavatra amin' ny orona na vava ka rivotra no isintonana azy |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 troka |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.13] iray razana nipoirana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.13] lignée |
Ohatra |
13 [2.508#] Izao, hoy izy, no lazaiko aminareo Antefasy telo troka. |
Teny iditra (3/3) | 14 troka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Tanala]
kibo 17 [1.1] kibo |
Voambolana |
18 Haiaina |
Fivaditsoratra | 19 atrok, kotra, trako, troka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |