|
|
|
|

Teny iditra1  fitrohana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] aspiration, absorption
Fototeny  5  troka

Fivaditsoratra  6  fanohitra, fitrohana, hanifotra, hifatoran, hofantari, hofaritan, hotarafin, nafahitro, nahifotra, nifohatra, nihafotra, Ny hafatro

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30