Teny iditra fitroka (troka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo trohina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitroka (troka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitroka, izany hoe misintona (zavatra) amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fantsona kely isintonana ranoka [SLP 1986]
Famaritana frantsay pipette [SLP 1986]

Teny iditra fitroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka, Tankarana] (de troka : action d'aspirer un liquide). Ravenala madagascariensis Sonn. ( Strelitziaceae). On sait que le pétiole des feuilles de Ravenala retient toujours une certaine quantité d'eau qu'il est possible d'aspirer pour se désaltérer. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ravenala madagascariensis

2019/08/17