Teny iditra fitrotrongy (trotrongy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera [Rajemisa 1985]

2009/02/23