Teny iditra fitsabahana (tsabaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangaronana amin' ny tanana: Maharikoriko ny fitsabahan' io zaza maloto io ny hanina
¶ Fidirana amin' ny toerana iray: Voarara ny fitsabahana amin' ny trano misy mararin' areti-mifindra
¶ Fiditridirana amin' ny raharahan' ny sasany: Tsy anjaranao ny fitsabahana amin' ny raharahan-tokantranonay [Rajemisa 1985]

2009/02/23