Teny iditra tsabaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia
¶ Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon' olona; fikasihana tsy misy antony ny raharahan' olona; fidirana ao amin' ny trano misy areti-mifindra. [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay action de plonger quelque chose dans un liquide, dans une matière pâteuse, de l'agiter, de palper dedans, de patauger dedans avec le pied, de salir en portant à la bouche
¶ Figuré: d'entrer effrontément dans une maison, de pénétrer là où règne quelque maladie [Abinal 1888]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/15