Teny iditra fitsabaka (tsabaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsabaka (tsabaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsabahina: Tsy fitsabaka,rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [Rajemisa 1985]

2009/02/23