Teny iditra | 1 fitsabaka |
Fototeny | 2 tsabaka |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |