|
|
|
|

Teny iditra1  fitsahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] [fitsahaña] fitana
4  [1.78] [Taimoro] fitana rano
5  [1.78] [Tanala] fitana (rano tetezana, ets), toerana fitana amin'ny vavarano
6  [1.78] [Tanosy] fitana
7  [1.13] toerana fiampitana rano
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] gué
Tovy hevitra  9  fitsaha

Fivaditsoratra  10  fitsahana, hantsafai

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02