|
|
|
|

Teny iditra1  fitsaharana
Fototeny  2  tsahatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha
Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a pause, rest
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] pause, repos
Ohatra  7  Ny alahady no fotoana mba fitsaharana. [2.472#]
8  Efa mby amin'ny fitsaharana amin'ny asany angaha. [2.895#]
Lahatsoratra  9  Randzavola: fitsaharana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  10  faharatsian, fahatsarany, faratsahany, fitsaharana, hafaratsany, ifaratsahan, nifaratsaha, tsara fanahy, tsarafanahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08