Teny iditra fitsaihana (tsaika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
¶ Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsaikana

Teny iditra fitsaihana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fihaonan'ny tsiry lahy sy vavy hanome tsaika [SLP 1986]
Famaritana frantsay fécondation [SLP 1986]
Voambolana 

2010/05/06