Teny iditra fitsaikana (tsaika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsaikana (tsaika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
¶ Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsaihana

2010/05/06