Teny iditra (1/2) | 1 fitsakana |
Fototeny | 2 tsaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany |
Tovy hevitra | 5 fitsaka |
Teny iditra (2/2) | 6 fitsakana |
Fototeny | 7 tsaka |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy |
Fivaditsoratra | 10 afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/17 |