Teny iditra (1/4) | 1 -tsaka |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe saka |
Teny iditra (2/4) | 3 tsaka |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#749] Le bruit d'un tranchant coupant quelque chose, d’une pioche pénétrant dans la terre. |
Voambolana |
7 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 12 tsaka |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#750] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 18 tsaka |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] ntsaka |
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 22 atsak, katsa, -tsaka, tsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |