Teny iditra | fitsakana (tsaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Filentehana, fitrobahanjava-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [Rajemisa 1985] | |
Teny mitovy hevitra | fitsaka | |
Teny iditra | fitsakana (tsaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |