Teny iditra fitsako (tsako)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mitsako, izany hoe manapotipotika amin' ny nify ao am-bava: Hafa kely ny fitsakon' ny omby
¶ Azo tsakoina: Ny rano tsy fitsako [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsako
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (de tsako : onomatopée, bruit des mâchoires lorsqu'on chique le tabac). Tabac à chiquer, à mâcher : Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Nicotiana tabacum

2019/08/17