Teny iditra fitsanganana (tsangana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiaingana mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Tsy ampy rankizy, ny fitsanganana rehefa misy lehibe miditra fa tsy maintsy miarahaba koa
¶ Fijoroana: Matory am-pitsanganana ity zaza ity
¶ Fisehoana, fitoloran-tena: Ilana herimpo ny fitsanganana ho vavolombelona [Rajemisa 1985]

2009/02/23