Teny iditra fitsantsanana (tsantsana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanenoana mikarantsana: Ny fitsantsanan' ny kipantsona
¶ Famailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa: Tsy fitsantsanam-bavan' izay vehivavy re izany [Rajemisa 1985]

2009/02/23