| Teny iditra (1/2) | 1 tsantsana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feo mikiakiaka
4 Hamailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 tsantsana |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 [Antambahoaka] hantsambato
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 antsantsa, tsantsana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22 |
|